Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Fihaonamben’ny Ceo Summit 2024 : Voafaritra ny paikady hananganana tsena iombonana
Newsmada [7/12/2024]

Fantatra, omaly, nandritra ny famaranana ny fihaonamben’ny mpandraharaha, “Ceo Summit”, andiany voalohany, ireo tolo-kevitra hananganana ny tsena iombonana aty amin’ ny ranomasimbe In­diani­na. Vahin-kevitra miisa dimy, vato fototra hanatsarana ny toekarena iombonana sy ho amin’ny (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Anisha Jo : Manome fotoana ireo mpankafy ny zoma izao
Mbola eto an-tanindrazana i Anisha Jo… Tena miaina hafaliana izy mizara ny mozikany ho an’ny mpankafy mpiray tanindrazana, raha ny tsapa nandritra (…)
TARATRY ny KANTO
“TVM’Fety Krismasy”. Fandaharana manokana sy miavaka, novolavolain’ny fahitalavi-pirenena izy ity. Alefa manokana rahampitso 25 desambra, amin’ny (…)
Tratran’ny vahiny ny tanjony : Very fototra ny taranaka Malagasy
Iray amin’ireo firenena manana ny fototra rehetra ijoroany ny Malagasy. Manahirana ny vahiny ny fisian’izany ka nomontsaniny tamin’ny fomba (…)
INDRAY MIJERY
Nankasitraka ny BNGRC sy ny tetikasa Mionjo tamin’ny fanomezana fitaovana ahafahany manatante­raka ny asa tandrify azy ny mponina avy amin’ny (…)
Fitsidihana arakasa tany Kenya : Nijerena ny kaoperativa momba ny fambolena
Nanao fitsidihana fifanakalozan-kevitra sy arakasa tany Kenya, ny herinandro lasa teo, ny delegasiona malagasy notarihan’ny solontenan’ny (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info