Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Fitsidihana arakasa tany Kenya : Nijerena ny kaoperativa momba ny fambolena
Newsmada [24/12/2024]

Nanao fitsidihana fifanakalozan-kevitra sy arakasa tany Kenya, ny herinandro lasa teo, ny delegasiona malagasy notarihan’ny solontenan’ny minisiteran’ny Asa sy ny fampananasa ary ny asam-panjakana sy ny OIT. Ao anatin’ny fiaraha-miasa telozoro eo amin’i Madagasikara sy Kenya ary Frantsa izany. (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]


L'actualité dans les journaux du d'Kenya | Kenya news in Kenyan newspapers: Kenya.direct.news



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Anisha Jo : Manome fotoana ireo mpankafy ny zoma izao
Mbola eto an-tanindrazana i Anisha Jo… Tena miaina hafaliana izy mizara ny mozikany ho an’ny mpankafy mpiray tanindrazana, raha ny tsapa nandritra (…)
TARATRY ny KANTO
“TVM’Fety Krismasy”. Fandaharana manokana sy miavaka, novolavolain’ny fahitalavi-pirenena izy ity. Alefa manokana rahampitso 25 desambra, amin’ny (…)
Tratran’ny vahiny ny tanjony : Very fototra ny taranaka Malagasy
Iray amin’ireo firenena manana ny fototra rehetra ijoroany ny Malagasy. Manahirana ny vahiny ny fisian’izany ka nomontsaniny tamin’ny fomba (…)
INDRAY MIJERY
Nankasitraka ny BNGRC sy ny tetikasa Mionjo tamin’ny fanomezana fitaovana ahafahany manatante­raka ny asa tandrify azy ny mponina avy amin’ny (…)
Governora Rasoamaromaka Hery: “Tsy fitadiavana fahamarinan-toerana politika izao …”
“Anton’ny nitakiana sy nangatahana ny vahoaka ma­lagasy tamin’ny fifidianana ben’ny Tanàna hoe tohano ny kandidà manohana ny fitondrana: tsy (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info