Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Vaomiera fiampanga amin’ny HCJ : Voafidy ho filoha ny depiote Resampa Haja
Newsmada [3/12/2024]

Voafidy teny Tsimbazaza, omaly, ho filohan’ny vaomiera eny anivon’ny Antenimierampirenena, mpandinika ny antontan-taratasy fiampangana ireo olom-panjakana ambony amin’ny Fitsarana avo (HCJ) ny depiote voafidy tany Morondava, Resampa Hajaharimalala. “Hotanterahina ao anatin’ny fanajana tanteraka (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Judo – “Mada Vétérans” : Namiratra i Mamy, i Luc ary i Vestalys
Natao teny amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano, omaly, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, sokajy vétérans, taranja Judo. 24 ny mpikatroka (…)
SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina ny alahady ho avy izao, eny amin’ny Kianja Elgeco plus By-Pass, ny famaranana ny lalao fifanintsanana hiadiana ny amboaran’ny (…)
Rugby – «XXL Top 12 Mada»: Hanohitra ny FTM Manjakaray ny 3FB
Hotanterahina rahampitso, eny amin’ny Kianja Makis Ando­hatapenaka, ny andro faha-11 sady farany amin’ny fifanintsanana hiadiana ny ho (…)
Baolina kitra – «Chan 2024» : Vonona handresy an’i Eswatini ny Barea de Madagascar
Tonga ity ny fotoana hiadiana ny tapakila hiatrehana ny “Chan 2025” ho an’ny Barea de Madagascar. Fanamby goavana no miandry an-dry zalahy dia ny (…)
VAOVAO TAMBATRA
Tombanana ho vita mialoha ny vanim-potoan’ny maintany amin’ny taona 2025 ireo tetikasa fanatsarana ny famatsiana rano eto Antananarivo. Tafiditra (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info