Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Baolina kitra – «Chan 2024» : Vonona handresy an’i Eswatini ny Barea de Madagascar
Newsmada [21/12/2024]

Tonga ity ny fotoana hiadiana ny tapakila hiatrehana ny “Chan 2025” ho an’ny Barea de Madagascar. Fanamby goavana no miandry an-dry zalahy dia ny handresy an’i Eswatini, amin’ireo lalao roa hifanandrinana. Lalao hatao atsy Afrika Atsimo sy Maurice. Hotontosaina anio, ao amin’ny Kianja Lucas (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]


L'actualité dans les journaux de Madagascar : Madagascar.direct.news
L'actualité dans les journaux d'Eswatini | Eswatini news in Eswatini newspapers: Eswatini



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
L’EMOTION AU CENTRE DE MADAGASCAR
Jôkôsô-Festival du Rire: Hiditra amin’ny andiany fahadimy ny hetsika
Hotanterahina ny 26 hatramin’ny 28 septambra 2025, hitohy ny 3 hatramin’ny 5 oktobra 2025 ny “Jôkôsô-Festival du Rire”. Miditra amin’ny andiany (…)
TARATRY ny KANTO
Hiaka-tsehatra eny amin’ny Chez Poony Mandrimena ny tarika Jeneraly, anio manomboka amin’ny 8 ora alina. Hahazo ny anjarany indray, araka izany, (…)
« IOMMa 2025 » : Misokatra ny fisoratana anarana
Lalana misokatra ho an’ireo mpanakanto. Misokatra ny fisoratana anarana ho an’ny “Indian Ocean Music Market” na ny “IOMMa 2025”, izay andiany (…)
“Maman j’ai raté l’enlèvement”: Hasehon’ny Cevam an-tsehatra ny andiany fahatelo
Raha lafiny fampisehoana, angamba ity no anisan’ny raitra sy tsara kalitao indrindra tao amin’ny lapan’ny fanatanjahantena. Fa tsy seho fotsiny ny (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info