Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
FANODINAM-bokatra : mila drafitrasa mazava ny indostria
Newsmada [14/09/2024]

Goavana ny andraikitra miandry ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra mahakasika ny tontolon’ny Indostria eto amintsika. Mila mametraka drafitrasa mazava hanafainganana ny fanatanterahana ny tetikasa ho an’ny sehatry ny Indostria ny minisitera. Tafiditra ao anatin’izay (...)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
IDEES EN GOGUETTE (Alliance92) 2024-10-18
Tetikasa Jumelage : Fanatsarana ny vokatra fanondrana
Nisy atrikasa nifampizarana ny fivoaran’ny asa vitan’ny tetikasa «Jumelage Frantsay-Italiana-Malagasy», ny 12 septambra teo, nandritra ny (...)
Ambohidratrimo : nandrotsaka kandidà ny Zam
Nanatitra ny antontan-taratasiny teny amin’ny biraon’ny Ovec Ambohidratrimo, omaly maraina, ny kandidà tsy miankina, Rabary Hery, filohan’ny (...)
Nandriaka ny ra : Moto nifandona, roa lahy indray maty
Maty tsy tra-drano ireo roa lahy nandeha moto nifandona tao Ampihaviana Antsirabe, afakomaly alina. Mafy ny fifandonana ka samy niara-namoy ny (...)
INDRAY MIJERY
« Ho an’ny EPP Ankadinandriana, fokontany Manjakamiadana, mahatratra 17 ny ankizy mpianatra avy amin’ny fianakaviana tena sahirana tsy mandoa (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info