Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Ambohidratrimo : nandrotsaka kandidà ny Zam
Newsmada [18/09/2024]

Nanatitra ny antontan-taratasiny teny amin’ny biraon’ny Ovec Ambohidratrimo, omaly maraina, ny kandidà tsy miankina, Rabary Hery, filohan’ny Zanak’Ambohidratrimo miray (Zam). Izy no voalohany fantatra fa hilatsaka ho ben’ny Tanàna ao amin’ny kaominina Ambohidratrimo. Nilaza ny filohan’ny Ovec (...)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Perspective Septembre 2024
Cliquez sur l’image pour télécharger
Fitaterana : handray mpiasa malagasy ny Emirates
Anisan’ny matanjaka indrindra maneran-tany ny kaompania Emirates. Handray mpiasa malagasy ity orinasa ity, ankehitriny, eto Antananarivo, (...)
Toekarena maitso: ahavitana zavatra maro ny volobe
Ao anatin’ny Politika ankapoben’ny fanjakana (PGE) ny fandrakofana ala an’i Madagasikara. Mifameno amin’izany ny fampiroboroboana ny toekarena (...)
SOMBIM-BAOVAO
Nanomboka omaly, ary haharitra hatramin’ny alahady 22 septambra izao, eny amin’ny Complexe sportif Vontovorona ny fiofanana ho an’ireo mpitsara (...)
Baolina kitra – «Ligue des champions d’Europe»: nomontsanin’ny Bayern ny Dinamo Zagreb
Notanterahina ny talata lasa teo, nanerana an’i Eo­ropa, ny andro voalohany amin’ny fifanintsanana isam-bondrona hiadiana ny ho tompondakan’i (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info