Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Smmec-Madauto : Tolotra hiatrehana ny tsy fahampian’ny herinaratra
Newsmada [5/02/2025]

Fanampiana ny mpanjifa! Nohamafisina ny fiaraha-miasan’ny orinasa, sampandra­haraha ara-bola madinika, Smmec sy ny Madauto. Tan­jona ny hanomezana tolotra sahaza arakaraka ny fahefa-mividin’ny tsirairay manerana ny Nosy. Nohamoraina ny fampindramam-bola ahafahana mandoa tsikelikely ny (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
IDEES EN GOGUETTE (Alliance92) 2025-02-05
Fandrindram-piterahana: Mahasarika mpivady maro ny fanisana andro
Efa maro ny mpivady misafidy ny hanao fanabeazana aizana sy tonga manatona toeram-pitsaboana amin’izao fotoana izao. Antony mandrisika azy ireo (…)
VAOVAO TAMBATRA
Tsy tapaka fa misokatra ny fifamoivoizana amin’ny RN 2, mampitohy an’Antananarivo sy Toamasina, na teo aza ny fandalovan’ny rivodoza Faida. (…)
Fandraharahana : Tohana 12,5 tapitrisa dolara ho an’ny vehivavy
Mitentina 12,5 tapitrisa dolara ny tohana ara-bola omen’ny Banky afrikanina ho an’ny Fampandrosoana (Bad) sy ny Axian Telecom ho an’ny vehivavy (…)
Fitakiam-bahoaka tao Foulpointe : Fananana an-tapitrisany maro voaroba, olona 10 voasambotra
Nitrangana savorovoro sy hetsi-ba­hoaka nandritra ny andro maromaro tao Mahavelona- Foulpointe, na­nom­­boka ny alakamisy 30 janoary lasa teo. Efa (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info