Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Baolina kitra : Lalao miisa 6 hisedrana an’i Corentin Martins
Newsmada [4/02/2025]

Asa goavana no miandry an’i Corentin Da Silva Martins, mpanazatra ny Barea de Madagasca. Miisa 6 ireo fihao­nana goavana hatrehiny amin’ity taona ity. Lalao hiadiana ny tapakila “Mondial 2026”. Tsy misy fotoana hipetrapetrahana amin’ity taona 2025 ity ho an’ny mpanazatra vaovaon’ny Barea de (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Fitakiam-bahoaka tao Foulpointe : Fananana an-tapitrisany maro voaroba, olona 10 voasambotra
Nitrangana savorovoro sy hetsi-ba­hoaka nandritra ny andro maromaro tao Mahavelona- Foulpointe, na­nom­­boka ny alakamisy 30 janoary lasa teo. Efa (…)
SOMBIM-BAOVAO
Hanatanteraka fivoriambe ny eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny taranja Jiu-jitsu Brezi­liana, ny 15 febroary izao. Efa fanao isan-taona izy (…)
Kitra – “Tournoi depiote Fidy” ; Tonga nanatrika ny fifaninanana ny minisitra
Tsy manavaka! Niatrika ny lanonam-panokafana ny fifaninanana baolina kitra, « Tour­noi depiote Fidy », teny amin’ ny Kianja Soavaly, fokontany (…)
Fanomanana ny CCC Zone 7 : Hanao « match de défi » ny GNVB
Anatin’ny fiomanana amin’ny fiatrehana ny fiadiana ny amboaran’ny klioba tompondaka eto amin’ny faritra faha-7, taranja volley-ball, amin’izao, ny (…)
Ampy ny orana : Miroborobo ny fambolena any Menabe
Ampy tsara ny firotsahan’ ny orana any amin’ny faritra Menabe, amin’izao fotoana izao. Mamelona ny fanantenan’ny tantsaha izany satria miroborobo (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info