Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Angovo ho an’ny daholobe: Jiro cobra ho an’ i Toamasina
Newsmada [3/02/2025]

Natomboka tany Toamasina, ny zoma 31 janoary teo, ny tetikasa « Hazavana ho an’ny rehetra », ho an’ity taona 2025 ity. Fotoana nanamarihana izany, ny nanolorana ny jiro cobra tao amin’ny biraon’ny kaominina Toamasina I. Nanatanteraka izany ny delegasiona avy amin’ny minisiteran’ny Angovo sy ny (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Ampy ny orana : Miroborobo ny fambolena any Menabe
Ampy tsara ny firotsahan’ ny orana any amin’ny faritra Menabe, amin’izao fotoana izao. Mamelona ny fanantenan’ny tantsaha izany satria miroborobo (…)
VAOVAO TAMBATRA
Nahitsy ny fifanarahana solika eo amin’ny Fanjakana, ny Jirama ary ny Jovena. Voakasik’izany ny famatsian’ny Jovena solika menaka mavesatra HFO ny (…)
Tahirin-javaboahary Betampona: Nahitana voninkazo Orkide ahina ho lany tamingana
Maherin’ny 1 000 ny karazana voninkazo orkide eto Madagasikara, izay tsy fahita raha tsy eto amintsika ny ankamaroany. Ahiana ho lany tamingana (…)
Kick Boxing-2025: Ady iraisam-pirenena telo miandry ny Malagasy
Feno tanteraka ny fandaharam-potoanan’ny Federa­siona malagasin’ny kick boxing amin’ity taom-pikatrohana 2025 ity, na ny eto an-toerana izany, na (…)
Godrogodro
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info