Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Miss maman Madagasikara : Hisafidianana ireo reny mendrika
Newsmada [22/01/2025]

Efa lasa fikambanana amin’ izao fotoana ny Miss maman Madagasikara (MMM), manana tanjona handrisika ny reny hikajy ny endrika sy bika fa koa handray andraikitra amin’ny fampandrosoana ny fiarahamonina. Hetsika nahafantarana azy nandritra ny taona efatra nifanesy ny fikarakarana fifaninanana Miss (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Olana amin’ny fananantany: Lasa antom-piveloman’ny olom-bitsy
Maro indrindra eny anivon’ny Fitsara­na ambony sy ny ambaratonga voalohany ny resaka taratasin’ady ma­ha­ka­sika ady tany. Efa lasa (…)
Ampasimbe Brickaville : Lehilahy iray maty voatsatoka antsy
Lehilahy iray tokony ho 40 taona eo ho eo no maty voa­tsatoka antsy, afakomaly ta­min’ny 5 ora sy sasany maraina, tany amin’ny kaominina (…)
Distrika Manjakandriana : Nanangana fikambanana ireo ben’ny Tanàna
Nampitovy tadin-dokanga ho an’ny tombontsoa iraisana. Nanangana fikambanana ireo ben’ny Tanàna rehetra voafidy ao amin’ny distrika Manjakandriana, (…)
INDRAY MIJERY
Hanamarika ity herinandro ity ny atrikasa lehibe hotanterahina any Mantasoa, mandritra ny roa andro (hanomboka rahampitso). Mikendry ny (…)
Fiakaran’ny vidim-piainana: Mihena ny fahefa-mividy sy ny fanjifana ny entana
Amin’ny ankapobeny, miakatra ny vi­din-javatra rehetra amin’ny tany iray ary mitohy sy ma­haritra. Tam­bin’ izay, mihena ny fahefa-mividy, (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info