Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Open Casablanca : « Maro ny tokony hohatsaraina », hoy Razafindrakalo R. Natacha
Newsmada [20/01/2025]

Naneho ny heviny ny Malagasy mpikatroka ny taranja Judo, Razafindrakalo Ralevazaha Natacha, taorian’ ny fififaninanana “Open d’Afri­que de Casablanca” nataony tany Maraoka, ny faran’ny herinandro teo. Nambarany fa mbola maro ny tokony hohatsaraina amin’ny fahaiza-manaony. “Na tsy nahazo medaly (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
ny PASITERA Dr Andriamahazosoa : “Mpitarika sy mpanitsy ny fanjakana ny fiangonana”
Tsy nitsitsy fitenenana hatrany. Nambaran’ny filohan’ny FJKM, ny Dr Andriamahazosoa Irako Ammi, tamin’ny fanambarana nataony fa tsy maintsy (…)
Famotsoran-keloka faobe avy amin’ny filohan’ny Repoblika : Voafonja miisa 450 misitraka izany ho (…)
Araka ny didim-panjakana laharana faha-2024/2 147, ny 10 janoary 2025, nilazan’ny filoham-pirenena ny famotsoran-keloka faobe, izay mifanaraka (…)
VAOVAO TAMBATRA
Hampanofaina ho birao ny hotely Kintana 5 eny amin’ny CCI Ivato, na koa havadika ho toeram-pivarotana azo tsidihin’ny mpizahatany mandalo eto (…)
Fahavitantena ara-tsakafo: Fikaonandoha mahakasika ny fanodinam-bokatra
Hatao ny 23 sy ny 24 ja­noary ho avy izao, eny amin’ny CCI Ivato, ny fikaonandoham-pirenena mahakasika ny fanodinam-bokatra ara-pambolena. Handray (…)
RAVINCE: mpamantatra ny toetry ny andro
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info