Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
tompondakan’i afrika aostraly: nahazo fandresena faharoa ny Akomba de Madagascar
Newsmada [16/01/2025]

Manohy ny fahombiazany hatrany ny Akomba de Madagascar, sokajy U14, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ i Afrika Aostraly, taranja tenisy. Nahazo fandresena fanindroany ny Malagasy rehefa nandresy an’i Angola. Nitohy omaly, tao amin’ny kianja Windhoek Namibie, ny andro faha­roa hiadiana ny ho (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]


L'actualité dans les journaux de Madagascar : Madagascar.direct.news



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
PEPINIERE MAITSO MAVANA
Fivoahan’ny voka-pifidianana: Ben’ny Tanàna roa tsy hita ny nanjavonany
Maromaro ireo ben’ny Tanàna vao voafidy no ahina ho voasaringotra amin’ny kolikoly. Anisan’izany ny ben’ny Tanànan’Antsiranana, i Jean Luc (…)
Nanafika cash point : Finday no lasan’ireo jiolahy
Niharan’ny fanafihan-jiolahy ny renim-pianakaviana iray hamonjy ny asany tao Andranomadio Toamasina, ny alarobia tamin’ny 8 ora sy 30 mn maraina. (…)
Rugby- Tompondakan’i Afrika : Hampiatrano ny fifanin­tsa­nana i Madagasikara
Nanatanteraka valandresaka niarahana tamin’ireo mpanao gazety, ny filohan’ny Malagasy Rugby, Rakotomalala Marcel, omaly, teny amin’ny birao (…)
Tsy fahatomombanana : Haverina ny fifidianana amin’ny kaominina maromaro
Anisan’ny nanamarika ny fifidianana ben’ny Tanàna natao ny 11 de­sambra teo ny tsy fahatomombana sy ny tsy fanarahan-dalàna na koa ny hosoka. Teo (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info