Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Taksiborosy nivadika: olona 17 naratra mafy
Newsmada [13/01/2025]

Nitrangana lozam-piarakodia, taksiborosy iray hafa koa, teny amin’ny RN 4, PK 299+800, tao Ambodimanga/Beanana distrika Maevatanàna, ny sabotsy tolakandro teo. Taksiborosy hihazo an’Antsiranana ity niharan-doza ity vokatry ny fifandonana tamina fiara 4×4 iray teo ambony tetezana. Nilatsaka tany (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Fiakaran’ny vidim-piainana: Mihena ny fahefa-mividy sy ny fanjifana ny entana
Amin’ny ankapobeny, miakatra ny vi­din-javatra rehetra amin’ny tany iray ary mitohy sy ma­haritra. Tam­bin’ izay, mihena ny fahefa-mividy, (…)
Serasera sy kolontsaina : Ho mpiara-miasa akaiky i Egypta
Efa nisy ny fiaraha-miasa hatramin’izay, saingy nohama­fisina izany. Tonga nitsidika ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina, Mara Volamiranty (…)
Fiaraha-miasa : Hanampy ny tanora eo amin’ny demokrasia ny UE
Natao sonia tany Toliara, ny herinandro teo, ny fampahafantarana ny paikady iarahan’ny Vondrona eoropeanina sy ny minisiteran’ny Tetibola sy ny (…)
SOMBIM-BAOVAO
Nanatanteraka fanazarantena sy fiofanana ho an’ny mpanazatra ny eo anivon’ny ligin’Analamangan’ny taranja kung fu, ny faran’ny herinandro teo. (…)
“RNS 2025” : Feno 50 taona ny hetsika
Hotanterahina ao Vichy France, ny fihaonana ara-panatanjahantena sy kolotsaina, ho an’ireo Malagasy mipetraka any Eoropa sy ny manodidina, na (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info