Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Ligy atletisma Ihorombe : Nahazo «quitus» 100 isan-jato ny mpitantana
Newsmada [2/01/2025]

Notanterahina tao amin’ny EPP Ihosy, ny sabotsy 28 de­sambra lasa teo, ny fivoriambe ara-potoanan’ny ligy atletisma Ihorombe. Niatrika izany ireo klioba 6 amin’ireo 8 ao anatin’ny seksiona Ihorombe. Nanatrika ny fotoana ny tale mpisolo toerana ao amin’ny DRJS Ihorombe, Tsilihy Rahe­ri­velo (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Famaranana ny taona : Tratra ny tanjona napetraka ho an’ny mpikarakara
Anisan’ny fety manan-danja ho an’ny sarambabem-bahoaka ny famaranana ny taona sy ny fitsenana ny taona vaovao. Nahafa-po ny hetsika ho an’ny teny (…)
TARATRY ny KANTO
Boky Ako anaty, mitantara ny fahasahiranana iainan’ny mpianatra. Navoaka tamin’ny fomba ofisialy ny herinandro teo. Ahitana tononkalo 69, (…)
SOMBIM-BAOVAO
Notolorana “certificat de participation” avokoa ireo mpitsara lalao nandritra ny fifaninanana “Agnambahy mifety” notanterahina tany Farafangana. (…)
Chan 2025: Ao amin’ny satroka faharoa ny Barea
Efa fantatra avokoa ireo firenena 18 tafita hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra, “Chan 2025”. Fifaninanana (…)
Taranja judo: Namarana ny maha sokajy Junior azy i Laura
Niavaka ity taona 2024 ity ho an-dRasoanaivo Razafy Laura, Malagasy mpiangaly ny taranja Judo. Namarana ny maha sokajy Junior (U21) azy izy (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info