Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Ambohidratrimo : Lasan’ny mpisandoka ny fiaran’ny mopera
Midi Madagasikara [21/11/2024]

Simba teo amoron-dàlana ny fiaran’ilay pretra rehefa niakatra ny hafanan’ny motera. Izy anefa maika hampanao lamesa any am-piangonana. Teo indrindra no nipoitra ireo olon-dratsy izay naka endrika mpanavotra. Nolazain’ireo fa mpanamboatra fiara mihitsy ny asany ary afaka manavotra izy ireo. (…)

[Source : lire l'article complet dans Midi Madagasikara]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Midi Madagasikara :
 
Musique : Eusébia au Festival couleurs d’Afrique
Madagascar et la Martinique seront les invités d’honneur du festival couleurs d’Afrique. Pour l’occasion, Eusébia sera à l’affiche et portera les (…)
Incendie à l’Aéroport International d’Ivato : Aucun avion militaire touché, selon l’état major (…)
Un incendie s’est déclaré mardi à proximité de l’aéroport international d’Ivato, causant des dégâts considérables. Toutefois, les autorités (…)
Imanombo Ambovombe : Niampatrampatra ny faty
Rehefa avy nataon’ireo dahalo vono moka ireo mpanara-dia miisa dimy, dia naparitak’izy ireo eraky ny vohitra ny vatana mangatsiakan’ireto farany. (…)
Mahiagogo-Tsaratanàna : Tafaverin’ny Zandary sy ny fokon’olona ny omby teo am-pelatanan’ireo jiolahy
Ny Alahady faha 17 Novambra taona 2024 lasa teo iny no lasan’ireo jiolahy dimy lahy nitondra basim-borona sy zava-maranitra ny omby niisa 28 tao (…)
Maevatanàna an-tampon-tanàna : Nahitana fatin’olona iray voakapoka tavoahangy labiera ny lohany
Mihorohoro tanteraka ireo mponina aty amin’ny renivohim-paritra Betsiboka an-kehitriny amin’ny fahitana von’olona etsy sy eroa, izay manao (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info