Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
SOMBIM-BAOVAO
Newsmada [5/11/2024]

Nifarana ny faran’ny herinandro teo, tany Mahajanga, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Ma­da­gasikara, taranja Taekwondo WT. Nisongadina ny ligin’Analamanga, izay nandrombaka medaly volamena miisa 81. Hatramin’izao, ny fifaninanana nasionaly ihany no azon’ny Federasiona atao. Satria, tsy mbola (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Ao anatin’ny telo andro ho avy : Ho maina ny andro amin’ny ankapobeny
Mbola hitohy hatrany ny orana tandrifin-drahona ho an’ny faritra afovoany andrefana sy avaratra andrefan’ny Nosy, manomboka androany hatramin’ny (…)
TARATRY ny KANTO
Hitondra atrikasa mahakasika ny fanaovana petakofehy eny amin’ny Fondation H Ambatomena i Carine Ratovonarivo, anio. Ho hita mandritra izany (…)
«Le Meilleur Patissier» : Tafita amin’ny famaranana Razafinimanana Tsiory
Tontosa ny alakamisy teo, tany Frantsa, ny dingan’ny manasa-dalana amin’ny fifaninanana “Le Meilleur Patis­sier”. Tafakatra amin’ny din­gan’ny (…)
Tsanganafo: Efa nivoaka ny laharana faha-11
Azon’ny rehetra jifaina nanomboka ny fiandohan’ny volana janoary ny Tsanganafo, laharana faha-11. Revio niomerika ahitana lahatsoratra maro (…)
Famoahana boky : Ho maro saingy anatin’ny tsy fanarahana lamina
Manomboka mampahafantatra ny vina 2025 ny mpanakanto. Anisan’ny misongadina amin’izany ny famoahana boky sy ny sanganasan’izy ireo. Tsy ny (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info