Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Fifanintsanana “Can 2025”: tsy mbola misy tafita ny sokajy «A»
Newsmada [19/10/2024]

Ny alarobia teo no tafaverina an-tanindrazana ny Barea de Madagascar, taorian’ny fiatrehany ny andro fahatelo sy fahefatra amin’ny fifanintsanana hiadian-toerana ho an’ny “Can 2025”, natao tany Maroc, ny zoma 11 sy ny alatsinainy 14 oktobra lasa teo, ao amin’ny vondrona “A”. Hatreto, tsy mbola (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Rencontre des dirigeants : Tosika ho amin’ny fandraharahana
Fahombiazana. Nizara traikefa sy namelabelatra ireo foto-kevitra sy paikady ary fomba fanaon’ireo mpanao fanatanjahantena matihanina eo amin’ny (…)
VAOVAO TAMBATRA
Mahatratra hatramin’ny 100 miliara Ar ny vola miditra amin’ny Jirama isam-bolana raha toa ka eo anelanelan’ny 140 ka hatramin’ny 170 miliara Ar ny (…)
Fahasalaman’ny biby : niampy 30 ireo « épidémiologistes »
Nisitraka mari-pankasitrahana, ny zoma teo, ireo « épidémiologistes de terrain » vaovao miisa 30. Hifantoka amin’ny fitiliana ireo aretina izay (…)
Fitaterana ana habakabaka: hiara-miasa amin’i Madagasikara ny Rwandair
Hisokatra tsy ho ela amin’ny firenena rwandais ny lanitr’i Madagasikara, ho fampiroboroboana ny sehatry ny fizahantany sy ny fitaterana ana (…)
GFSI : hanampy amin’ny tsy fandriampahalemana
Tontosa ny sabotsy teo ny fanolorana faneva ho an’ireo holafy efatra sy sakelika iray eo anivon’ny Vondron-kery manokana vonjy taitra na ny (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info