Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Hanatsarana ny volley-ball : hifandinika ireo teknisiana
Newsmada [19/03/2024]

Mitohy hatrany ny fitadiavana vahaolana sy paikady hana­tsarana ny taranja volley-ball, ataon’ny federasiona malagasy. Taorian’ny jery todika natao mahakasika ny fandraisan’i Mada­gasikara ny “CCZone7” farany teo, hisy ny fampihaonana ireo Malagasy teknisiana. Andro iray atokana ho an’ny (...)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Petanky Be Analamanga: lasan’ny fokontany Ambohitsoa ny Scooter
Fahombiazana ny Petanky Be Analamanga, nokaraka­rain’ny ligy, notanterahina ny sabotsy sy alahady lasa teo, teny amin’ny kianja Ivato. Fihaonana (...)
SOMBIM-BAOVAO
Nihintsana teo amin’ny dingana faharoan’ny lalao an’olon-tokana avokoa ireo Malagasy mpilalao tenisy miatrika ny Fifaninanana Afrikanina hatao (...)
Lalao ara-pirahalahiana: mpitsara maorisianina avokoa no hitantana ny lalao
Ireo mpitsara avy amin’ny Nosy rahavavy, Maurice, no hiandraikitra ny fihaonana rehetra hatao etsy Mahamasina, mandritra ny lalao (...)
Tetikasa « elatra » sy « tantsoroka » : hampiofana arakasa ireo niharan’ny herisetra
Natomboka tamin’ny fomba ofisialy tetsy Antaninarenina, ny faran’ny herinandro teo, ny tetikasa “elatra” sy “tantsoroka”. Nahazo famatsiam-bola (...)
Fifamoivoizana : vita ny lalana Fasankarana
Efa nisokatra ho an’ny mpampiasa lalana, nanomboka ny fiandohan’ny volana marsa teo, ny andaniny sy ny ankilany amin’ny lalam-pirenena RNT58, na (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info