Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Filoha Rajoelina : «Hiantraika amin’ny vahoaka ny Fec sy ny FRD»
Newsmada [24/04/2024]

Natao teny Iavoloha, omaly, ny fiaraha-midinika eo amin’ny fanjakana malagasy sy ny delegasion’ny Tahirim­bola iraisam-pirenena (FMI) mamita iraka eto Madaga­sikara. Miompana amin’ny tetikasa roa lehibe ny antondian’izy ireo. Voalohany, ma­hakasika ny famatsiam-bola Fampindramam-bola (...)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Signature de convention GEPIN AMFM
Ambatondrazaka EPISODE 2
Madagascar Airlines : hojerena ny olan’ny sidina
Andrasana ho avy ny volana jolay sy septambra izao ireo fiaramanidina roa hafa hanampy isa ireo roa am-perinasa izay ampiasain’ny kaompania (...)
VAOVAO TAMBATRA
Niaraka namboly hazo honko ny mpisehatra samihafa tany Nosy Be, ny faran’ny herinandro teo. Anisan’izany ny mpiasa ao amin’ny orinasa Logistique (...)
Loka Mizunami Africa : fifaninanana tetikasa vaovao
Mampanao fifaninanana famoronana tetikasa vaovao (Star-up) ny fikambanana japoney Mizunami Africa ho an’ny orinasa madinika sy salantsalany (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info